Teny iditra | 1 rindrina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra Enti-milaza koa ny tsy fivohana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the wall of a house |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] mur d'une maison, clôture |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny rindrina io |
Fivaditsoratra | 28 arindrin, irindran, nandriry, narindri, nirindra, rindrain, rindrina, rinindra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |