|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ringitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] enti-milaza zavamaniry afa-dravina
4  [1.1] afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra
(volo) fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] crépu, laineux; se dit des cheveux, des poils, des plumes; rabougri, ratatiné
Sampanteny 
6  Mpamaritra :
Tovy hevitra  7  ringindringitra
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny ringitra io

Teny iditra (2/2)13  ringitra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (pris adjectivement, désigne les feuilles frisées ou rabougries, ou très densément serrées). Nom donné aux arbres qui ont de telles feuilles. On désigne plus spécialement ainsi : Weinmannia baehniana Bernardi (Cunoniaceae) espèce autochtone qui se maintient en savoka après la dégradation de la forêt primitive. Par extension, on appelle aussi ringitra, la forêt primaire, par opposition au savoka. D'où le nom : andringitra, donné aux montagnes qui portent encore de la végétation primaire. [Betsileo]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02