|
|
|
|

Teny iditra1  ririnin-dasa tsy tsaroana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay
Singan-teny  4  ririnina, lasa, tsy, tsaroana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07