|
|
|
|

Teny iditra1  roa ambin' ny folo
Singan-teny  2  roa, ambin' ny folo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] twelve
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] douze
Ohatra  6  roa ambin' ny folo taona aho [2.332#46]
7  roa ambin' ny folo angamba izy iny [2.529#81]
8  osilahy roa ambin' ny folo, hatao sorona noho ny ota [2.996#04.7.87]
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Tsipelina hafa  10  roaambinifolo, roambinifolo
Mpanahaka  11  nytendrombohitraroambinifolo
Lohateny  12  Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' (Ramangamalefaka (Ramandiamanana Alfred))
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01