|
|
|
|

Teny iditra1  romborombo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity
10  [1.13] rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] bavure
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny romborombo io

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10