|
|
|
|

Teny iditra1  rora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] spittle
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] salive, crachin
Ohatra  6  na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  ivy, ranivy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny rora io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21