| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : rora
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aza atao fola-tana-manondro. [2.653 #348, 2.974 #304]
Aza atao fola-tana-manondro, na fotsy rora miteny. [2.558]
|
| Dikanteny frantsay | Ne brisez pas le doigt qui indique. [2.974 #304]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Mivezivezy, tahaka ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.653 #1919]
Mivezivezy tahaka ny voanjo am-bavan' antitra fa sady tsy malemin' ny rora no tsy toron' ny akanjo-nify. [2.558 #2520]
Mivezivezy tahaky ny tsaramaso am-bavan' antitra. [2.415 #1841]
|
| Dikanteny frantsay | Aller et venir comme les haricots dans la bouche d'un vieillard qui n' a plus de dents. [2.415 #1841]
|
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens tumultueux, de ceux qui allaient et venaient, donnaient ordres sur ordres. [2.415 #1841]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Sikidy rora. [2.415 #139]
|
| Dikanteny frantsay | Divination par la salive. [2.415 #139]
|
| Fanazavana frantsay | On mettait la salive sur la paume de la main, puis on la frappait d' un coup avec l' index : celui vers lequel jaillissait la salive était coupable. [2.415 #139]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|