Teny iditra | 1 safelika |
Fototeny | 2 felika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10] fiolahana na fihodinana avy amin' ny indrany, fa tsy mamantana mahitsy; fandeha miolika na miolaka na misompirana aloha vao mihodina sy mizotra 5 [1.1] Fandehanana any ambadika, fanaovana ankodina fa tsy manatrika Famelezana avy any ivoho fa tsy eo anoloana: an-tsafelika no namelezan' ny fahavalo Olakolaka, olikolika tsy mivantana: tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.5] détours 7 [1.3] tours, circuits faits avec la main, le bras, les pieds, des cordes, cirduits faits dans la marche action de faire des circuits pour surprendre, pour arrêter ruses, ambages, circonlocutions, allusions 8 [1.5] action de surprendre par des détours |
Ohatra |
9 Tsy inona io, fa ny fahaizany mananatra amin' ny alalan' ny safelika an-teny. [2.245#] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny safelika io |
Fivaditsoratra | 23 asafelik, fiselaka, safelika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |