|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  sahy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
4  Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
5  Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
6  Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  bold, daring
8  impudent [1.2, 1.7]
9  courageous [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  courageux, audacieux [1.8]
Ohatra  11  Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [2.472]
12  Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [2.48]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Filaza mandidy :
Sampanteny 
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny sahy io

Teny iditra (2/6)23  sahy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26  insulte, injure [1.3]
Sampanteny 
27  Matoantenin' ny mpanao :
28  Matoantenin' ny iharana :
29  Matoantenin' ny fameno :
30  Anarana :

Teny iditra (3/6)31  sahy
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33  resy [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/6)34  sahy
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny malagasy  36  fifiahara fary [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/6)37  sahy
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny anglisy  39  the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [1.2]
Voambolana  40  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)41  sahy
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43  (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae). Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou. C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles. D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de sahy (adjectif) : hardi, courageux). L'une et l'autre version sont également plausibles. Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance. [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  46  hasy, sahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16