|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  saika
Sokajin-teny  13  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  14  Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy
15  Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16  almost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17  presque [1.8]
Ohatra  18  saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
19  Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472]
Tovy hevitra  20  saiky
Mpanahaka  21  1.1=Kasa
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  23  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02