|
|
|
|

Teny iditra1  sakaipilo
Singan-teny  2  sakay, pilo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#851] Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka, ilay karazany fahita hatraiza hatraiza
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de sakay : piment ; et pilo : acéré, pointu, vulnérant). Variété de petit piment : Capsicum frutescens L. (Solanaceae) à saveur très brûlante. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02