|
|
|
|

Teny iditra1  sakay kely rano
Singan-teny  2  sakay, kely, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sakay masiaka noho ny hakelin' ny rano naharo taminy
Mpanahaka  5  olona sarotra ifanarahana, lozabe

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14