|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
4  Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
5  Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the front [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  le devant, le front [1.8]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  salovana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy [Sihanaka] [1.78]
17  (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78]
18  Lamba atao arondoto eo anoloana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08