|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fankanesana eo anoloan' ny hafa ka manembantsembana azy
Fitenenana avy hatrany alohan' ny hafa ka tsy ahazoan' izato milaza ny heviny
Ny eo anoloana amin' ny tarehy: Salovan-tava.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the front
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le devant, le front
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  salovana
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] lamba nakambana ny tondrony roa ka itsofohan'ny vehivavy
16  [1.78] [Tanala] (salovaña) fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza
17  [1.1] Lamba atao arondoto eo anoloana
Tovy hevitra  18  salova

Fivaditsoratra  19  asalovan, nasalova, salovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21