|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sandry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] toe-batana
4  [1.1] Rantsam-batana hatreo amin' ny foto-tsoroka ka hatramin' ny hato-tanana.
5  [1.13] rantsambatana anelanelan'y soroka sy ny kiho
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] the arm
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] le bras
8  [1.13] bras
Ohatra  9  Tratra sy sandry ve hahatohitra fiara mpananika! [2.472]
10  misy ohatra ny sandry ny habeny, ka ny roa mainy dia tsy lanin' olon-drery. [2.471]
Voambolana  11  Haiaina
Sampanteny 
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  27  Hofa sandrin' ny lanitra (Rajaofera Fredy)
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny sandry io

Teny iditra (2/3)44  sandry
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.78] [Sihanaka] hery, tanjaka

Teny iditra (3/3)47  sandry
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49  [1.196] (littéralement : bras fort, musculeux. Allusion au travail nécessaire pour arracher ce tubercule. Mais c'est aussi une altération de fandra). Dioscorea fandra H.Perrier (Dioscoreaceae). andra voulait dire : lever la tête, en parlant des serpents, mais avait aussi le sens plus libidineux et plus secret de : entrer en érection. C'est pourquoi les mots contenant cette racine ont souvent été altérés volontairement par la suite, comme ceux ayant la racine monta, qui, à l'origine, avait à peu près le même sens. [Mahafaly]
Voambolana  50  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  52  sandry, sindra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02