sans   
na dia ... aza
sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) [1.4]
raha tsy
sans: Raha tsy hianao, tsy nahazo raharaha aho (Sans vous, je n'aurais pas été placé) [1.4.fr#744]
tsy
sans [1.3, 1.9]
tsy a-
sans [1.3]
tsy manana
sans: Tsy manam-bola izy (Il est sans argent) [1.4]
tsy misy
sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) [1.4]
sans: Ny mandavo tsy misy loza dia ma [...] [tohiny 1.66]