|
|
|
|

Teny iditra1  saro-miory
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  sarotra, miory
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] efa niadana ka tonga sahirana nony tojo ny tsy fahampiana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Qui supporte difficilement la misère parce qu’il a été habitué à une vie commode
6  [2.415#2557] Celui qui a l' habitude d' une vie commode, supporte difficilement la misère
Tovy hevitra  7  saro-mihafy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny saro-miory io

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29