Teny iditra satroboninahitra
Singan-teny satro- (satroka) ; voninahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A crown, a wreath [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couronne [1.8]
Ohatra Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25