Teny iditra | 1 satroboninahitra |
Singan-teny | 2 satroka, voninahitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a crown, a wreath |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] couronne |
Ohatra |
6 Mirandrana izy, ary volamena avokoa ny satroboninahitra, ny fehivozona, ny fehin-kibo, ny vakoka nanaovany. [2.113#] |
Lahatsoratra |
7 Randzavola: satroboninahitra ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |