Teny iditra | 1 sefosefo |
Fototeny | 2 sefo |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] hurry breathless, panting |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] respiration haletante, pleurnichement; hâte, empressement |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |