Teny iditra |
sifotr > sifotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
sifotr > sifotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa |
| Karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Snail [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Escargot, limace [1.8]
|
| Mollusque, escargot [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|