Teny iditra (1/2) | 1 sitrana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] healed, recovered from illness |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#612] guéri, rétabli 6 [1.8] guéri, rétabli après une maladie |
Ohatra |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 15 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny sitrana io |
Teny iditra (2/2) | 20 sitràna |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny mpamaritra sitrana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3#612] Soyez guéri |
Ohatra |
23 Sitràna soa aman-tsara [1.1] |
Fivaditsoratra | 24 an-tsary, asitran, itsaran, nasitra, nitsara, ranitsa, ratsina, sanatri, sanatry, sañitra, santari, santria, satrani, satrina, sitrana, sitràna, tsarain, tsiraña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |