|
|
|
|

Teny iditra1  sodoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#615] Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy
Ohatra  5  Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [2.643]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12  asodok, sodoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21