|
|
|
|

Teny iditra1  soketa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] censure
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] blâme, censure
Voambolana  6  Filôzôfia
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  adidy, fondro, tsiny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  atseko, ketsao, soketa, tesoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31