Teny iditra | sombin > sombina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Une parcelle, un fragment, une miette [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
[2.285] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sombina io | |||||||||||||||

Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3] | |||||||||||||||