Teny iditra soroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The shoulder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'épaule [1.3, 1.8]
Ohatra Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : soroka, soroko, sorokao, sorony, sorotsika, sorokay, sorokareo, sorok', soro-, soroky
Tovonana : -tsoroka, -tsoroko, -tsorokao, -tsorony, -tsorotsika, -tsorokay, -tsorokareo, -tsorok', -tsoro-, -tsoroky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Manontolo vatana
Anaran' akora mamorom-batana hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona

Teny iditra soroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra soroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'esquiver un coup en se penchant. [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra soroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Sotro ravina [1.1]
Ohatra Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245]

Teny iditra soroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [1.196]
Anarana siantifika Dalbergia pterocarpiflora
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14