Teny iditra (1/4) | 1 sorona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a blood sacrifice |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] sacrifice par immolation |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/4) | 13 sorona |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#634, 1.196] action d'attiser, d'alimenter le feu 17 [1.196] action d'activer la circulation |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 23 sorona |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3#634] discrétion, réserve |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 32 soroña |
Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.78] [Sihanaka]
variana |
Fivaditsoratra | 35 aroson, asoron, naroso, nasoro, norosa, orosan, rosoan, soroña, sorona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |