|
|
|
|

Teny iditra1  taboika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#B293] fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny
4  [1.1] Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika
5  [1.13] renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#638] jaillissement de l'eau d'une source
8  [1.13] résurgence
Fototeny  9  boika
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Anarana :
Tovy hevitra  12  boika, boiboika, taboi-drano

Fivaditsoratra  13  abitako, atakibo, bataiko, ibatako, ikotaba, itabako, kotabai, tabaiko, taboika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02