|
|
|
|

Teny iditra1  tafo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity
Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano)
razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga
Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano).
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a roof
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] le toit, la couverture du toit
6  [1.8, 1.13, 1.5] toit
7  [1.13, 1.5] couverture
8  [1.5] toiture
Ohatra  9  Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
10  Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
11  Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny tafo io

Fivaditsoratra  27  fato-, fato, fota-, tafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02