Teny iditra | 1 takibaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
lanivoa 4 [1.1] Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu |
Voambolana |
6 Haiaina |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 takiba |
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Fivaditsoratra | 26 atakibak, takibaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |