Teny iditra (1/3) | 1 takotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany |
Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny takotra io |
Teny iditra (2/3) | 5 takotra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Sarom-bilany |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] the lid of a cooking pot. Compare sarona 9 [1.2] [Provincial] In the provinces, a basket used to carry dry fish. 10 [1.7] the lid of a cooking pot |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] couvercle d'une marmite, etc. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 24 takotra |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.196] (de takotra : couvercle de marmite ou d'un autre ustensile ; allusion aux très curieuses urnes ou ascidies de cette plante insectivore, qui sont effectivement pourvus d'un couvercle). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae). Les enzymes protéolytiques secrétées par les urnes mériteraient une étude scientifique. [Tanosy]
|
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 29 atakotr, takatro, takotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |