|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tambany
Fototeny  2  ambany
Sokajin-teny  3  ny lasan' ny tambinteny
Ohatra  4  Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996#]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)6  tambany
Fototeny  7  ambany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/14