Teny iditra (1/3) | 1 tamy |
Sokajin-teny | 2 ny lasan' ny mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] passé de amy |
Ohatra |
5 tamy ny andro teo aloha [2.59#150] 6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293] |
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 8 tamy |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] penetrated, entered to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) 12 [1.7] on the point of arriving |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) 14 [1.8] proche, sur le point d'arriver |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 antomotra, madiva |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 tamy |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3] trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 27 atim, itam, maty, mità, mita, tami, tamy, tiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |