Teny iditra (1/2) | 1 tandroho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [1.1] 4 fitaovana fakana hazandrano [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 an open-weave basket used for dredging fish or shrimps [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [1.8] 7 nasse [1.13] |
Ohatra |
8 Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho [2.442#67] 9 Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [2.346] |
Voambolana |
10 Fitaovam-piasana |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny tandroho io |
Teny iditra (2/2) | 12 tandroho |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes : 15 Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier. [Betsimisaraka] 16 Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy. [Taimoro] [1.196] 17 [Taifasy] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |