Teny iditra | 1 tangy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
fanomezana ho an'ny sakaiza (vavy) 4 [1.1] Vola omen' ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy Karama. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] wages paid for evil-doing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] argent, salaire donné pour faire le mal 7 [1.8] gages de celui qui fait le mal |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 13 ngita, tangi, tangy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |