Teny iditra (1/2) | 1 tantanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a hammer |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#676, 1.8] marteau |
Voambolana |
6 Fitaovam-piasana |
Mpanahaka | 7 famofoka, fively, tantanan-kazo |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny tantanana io |
Teny iditra (2/2) | 9 tantanana |
Fototeny | 10 tantàna |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#664] qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny tantanana io |
Fivaditsoratra | 19 natanatan, natantana, tantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |