Teny iditra (1/2) | 1 taroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
kapoka, vely 4 [1.78] [Sihanaka] kapoka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] flogging, beating. Comme DAboka |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 taroka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] (souvent redupliqué en tarokataroka). Les jeunes pousses tendres des plantes ; plus spécialement de celles qu'on consomme comme légume après cuisson. Lorsqu'il s'agit des jeunes pousses comestibles provenant d'arbustes ou de lianes, on dit plutôt taro-daingo (de laingo). |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 tarotaroka |
Mpanahaka | 16 laingo, tsimoka |
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 18 akatro, akotra, atorak, atrako, atraok, atroka, katrao, katroa, okatra, rotaka, takaro, tarako, taroka, toraka, traoka, troaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |