Teny iditra | 1 tazana |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 seen or overlooked from a distance [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 vu, aperçu à une certaine distance [1.3] 6 qu'on regarde ou surveille de loin [1.8] |
Ohatra |
7 Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470] 8 Lalamby no tazako teny ho eny, dia moron-dranomasina nandefa tafiotra no nanaitra ny torimasom-pahoriako. [2.471] 9 Nony tazana ny tanànan' Ampangabe, nijanona ilay mpitarika. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny tazana io |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |