Teny iditra | 1 teboka aman-paingo |
Singan-teny | 2 teboka, amana, paingo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mari-pijanonan-tsoratra: 5 -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy 6 -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 semicolon [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 point-virgule [1.5, 1.13] |
Isam-pirenena |
9 ";" [3.1] |
Voambolana |
10 Haiteny |
Mpanahaka | 11 teboka roa, teboka telo, teboka famaranana |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Mari-tsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |