|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tefaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feo re rehefa misy zavatra vaky, toy ny vilany izany
Vono amin' ny felatanana, tehamaina.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] bruit que fait un coup, un vase qui casse
le coup lui-même
Voambolana  5  Feo
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :

Teny iditra (2/3)10  tefaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Sihanaka] tehaka

Teny iditra (3/3)13  tefaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Zavamaniry iray karazana amin' ny antendry, rofia, voaniho... izay anaovana sahafa na satrola, ary ny lavenony angalana sirahazo izay atao hoe Betefaka (Chrysalidocarpus decipiens Beccari-Palmiers)
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] nom d'un palmier dont on extrait une potasse très mordante
17  [1.196] (sens général : prétentieux, qui aime les louanges, allusion à son port majestueux). Palmier autrefois commun dans les forêts de l'Imerina d'après A. Grandidier. D'après Malzac, on en tirait un sel de potasse très mordant, réputé. Ce sel s'appelait betefaka. L'espèce a peut-être disparu avec les derniers restes de forêt de cette région. [Merina]
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo palma
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21  atefak, fetaka, tefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02