Teny iditra tehaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy
Fikasihana amin' ny tanana
Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The clapping of hands in applause; a pat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tape de la main; applaudissements [1.8]
Ohatra 
1Sady nipoapoaka ny tehaka. [2.472]
2Nisy tehaka maimaina ombieny ombieny. [2.356]
3Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27