|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tody
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  arrivage, arrivée au port [1.3#706]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tody io

Teny iditra (2/3)12  tody
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Valin' ny tao mifotitra amin' ny tena: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15  retaliation, the wages of evil; a return [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16  retour, revanche, représailles, châtiment du mal [1.3#706]
17  châtiment; retour des choses [1.8]
18  revanche, représailles, duplicité [1.196]
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny tody io

Teny iditra (3/3)23  tody
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  fitana [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12