Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tody | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Vazaha tody a Vondrona. [1.147 #V42]
Vazaha vaky sambo. [2.415 #2574] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' homme ruiné est comme un Blanc qui a fait naufrage. [2.415 #2574] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au fait que les Blancs qui avaient fait naufrage arrivaient tous pauvres. [2.415 #2574] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tody | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza homehy lavo, fa ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [2.165 #1718, 2.415 #2690, 2.653 #387]
Aza homehy lavo : ny tody tsy misy, fa ny atao no miverina. [2.974 #10] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne riez pas d’une chute : à défaut de représailles, il vous arrivera la même aventure. [2.974 #10]
Ne vous moquez pas de celui qui tombe, car même s' il ne se venge pas, Dieu le vengera et le mal que vous aurez fait, retombera sur vous. [2.415 #2690] Ne vous moquez pas de quelqu' un qui est tombé: il n' y a pas de vengeance (force occulte), mais ce qu' on fait retombe sur vous. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Et si vous tombez, ce qui peut vous arriver à vous aussi, on se moquera aussi de vous. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny tody misy, ny atao koa miverin-drahateo. [2.415 #46]
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. [2.974 #479] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A défaut de vengeance, le mal retourne sur son auteur. [2.974 #479]
On est puni par où on a péché. [2.415 #2704] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny tsiny azo sorohina, fa ny tody tsy misy fanafana. [1.1]
Ny tsiny no azo alana fa ny tody tsy misy fanafana. [2.558 #215] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny tsiny dia azo alana raha mis-la tsiny ianao, fa ny tody kosa tsy maintsy mihatra satria, noho ny mahavalin' ny ratsy natao azy, dia tsy azo sakanana izy, toy ny ako tsy maintsy mamerina ny feo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Olona tsy mataho-tody aman' angatra. [2.415 #3057] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est une personne qui ne craint pas que les esprits se vengent de sa mauvaise conduite. [2.415 #3057] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un éhonté, un cynique. [2.415 #3057] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Papango maty, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un milan mort, un oiseau pris au piège; je crains (pour vous, qui m' avez fait du mal) le châtiment, car je suis un oiseau tué. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Tsy leo entin-tody. [2.415 #6441] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mal dont on ne voudrait pas subir les conséquences, ou dont les conséquences sont insupportables. [2.415 #6441] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les parents répétaient cette expression aux enfants qui les maltraitaient. [2.415 #6441] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||