Teny iditra | 1 toham-baliha |
Singan-teny | 2 tohana, valiha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ireo vakim-boatavo na poti-kazo na volotsangana kely manohana ny tadim-baliha, ny kapilam-boatavo ipetrahan' ny tahom-baliha |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny toham-baliha io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |