|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valiha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny malaza indrindra amin' ny zavamaneno nentim-paharazana malagasy. Vita amin' ny volo (volotsangana vaventy) ny valiha ary misy tady kitihina amin' ny tanana; ireo tadiny heo dia misy tohany daholo ka izany no ahazoana feo avo sy iva: folo eo ho eo tany am-boalohany ny isan' ireo tadimbaliha fa ankehitriny mahatratra efapolo na mihoatra aza. Ampiasaina manerana an' i Madagasikara ny valiha na dia samy manana ny fomba fanaovany sy fampiasany azy aza ny tsirairay: valiha bara, valiha tsimihety, valiha tory tenany, valiha jihy vy, valiha vata, valiha marovany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a Malagasy lute made of bamboo [1.7]
5 tube zither. Although some examples are idiochords, heterochords valihas are most common. They are made in a great variety of sizes, and are often decorated. Many have a slit-shaped sound hole cut from the cane tube. [2.493]
Fanazavàna teny frantsay  6 luth malgache fait avec un gros bambou [1.8]
7 Le mot valiha est surtout devenu le nom d'un instrument de musique original, fait d'un entre-noeud de ces gros bambous ; on en soulève les fibres avec la pointe d'une sagaie et on les tend grâce à des cales en bois qui permettent d'en régler le son. Le son en est un peu grêle mais charmant et bien adapté au village malgache. [1.196]
Ohatra  8  valiha telo, ampongatapaka, lokanga, sodina no indray henony. [1.270]
9  Antsa, dihy, hira, valiha, farey, haravoana, no atao mameno saha. [2.245]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11  Feon-kira: zavamaneno
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  133  Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  134  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  135 Randzavola: valiha ao amin' ny Baiboly
Sary 
136  137  138  139 

Teny iditra (2/2)140  valiha
Sokajin-teny  141  anarana
Fanazavàna teny frantsay  142 . Nom qu'on donnait autrefois aux bambous de très gros diamètre. Il s'agit surtout d'espèces introduites comme Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees (Poaceae). Ces bambous sont si solides qu'on en faisait de grosses lames appelées autrefois antsivaliha ; on les utilisait comme sabres d'abattage avant l'emploi des outils de fer. [Betsimisaraka] [1.196]
143 bambou [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  144  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  146 Havila, valiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08