Teny iditra (1/4) | 1 tohana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zava-miaro tsy hianjera: Asivo tohana ity rindrina ity sao mianjera Andry iankinana, fiankinana, kiady: Izy no tohan' ny fianakaviany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a support, a prop |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] support, soutien 6 [1.3] étai, appui, pilier, tuteur, pièce servant de contrefort, les chevalets du valiha, du violon figuré: opposition, assistance, secours, protection, défense |
Ohatra |
7 fa raha ataonao tsara tohana ireny, tsy mba haniry haolo ianao. [2.298#53] 8 Nahazo tohana betsaka tamin' ireo Zanamalata (na metisy) namany koa izy. [2.508#253] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 23 tohana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] Tsy fivalanana |
Teny iditra (3/4) | 26 tohana |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.78] [Tambahoaka]
tohotra, nonon'omby |
Teny iditra (4/4) | 29 tòhaña |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 [1.78] [Sihanaka]
fefy |
Fivaditsoratra | 32 ahanto, atohan, haaton, hanato, hanota, hantao, hataon, hatona, hotana, nataho, natoha, notaha, tahona, tanaho, tohana, tòhaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |