Teny iditra (1/2) | 1 tokona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 tokona |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 12 Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 13 entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [1.3] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 17 antoko, kanoto, kotano, kotona, tokona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |