Teny iditra | 1 toloho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
anaram-boron-dia 4 [1.1] Karazam-borona dia, izay maneno lavareny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a kind of cuckoo |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] coucou 7 [1.8] espèce de coucou |
Ohatra |
8 hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka. [2.5] |
Voambolana |
9 Haibiby: vorona |
Mpanahaka | 10 abilimborona, kankafotra |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny toloho io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |