Teny iditra (1/2) | 1 tombana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre |
Ohatra |
5 Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 tombana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? |
Ohatra |
13 Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 22 abontam, antambo, tambano, tombana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |