Teny iditra (1/2) | 1 tondraka |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] swollen by floodwater, overflowing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] qui déborde 6 [1.3] qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance 7 [1.8] en crue |
Ohatra |
8 voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#] 9 ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 21 tondraka |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.196] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [Betsileo]
|
Voambolana |
24 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 25 atondrak, tandroka, tondraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |